Entry gasiana (gasy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy (teny vahiny) omena endrika na feo mifanentena amimn' my teny malagasy: Ny teny anglisy hoe "January" no nogasiana hoe "janoary"
¶ ampifanarahana amin' ny fomba amam-piheverenana malagasy: Tsy ny hevitra hoenti-manentena ny tantsaha akory no ratsy fa ny fomba ifaneraserana aminy no tsy maintsy gasiana [Akademia 2005 page 472]
Morphology 
gasiana
gasiako
gasianao
gasiany
gasiantsika
gasianay
gasianareo
gasian'
gasian-
gasiam-
gasia-
nogasiana
nogasiako
nogasianao
nogasiany
nogasiantsika
nogasianay
nogasianareo
nogasian'
nogasian-
nogasiam-
nogasia-
hogasiana
hogasiako
hogasianao
hogasiany
hogasiantsika
hogasianay
hogasianareo
hogasian'
hogasian-
hogasiam-
hogasia-
Other spellings 
Examples Marihina koa fa toa tsy tokony hiantona eo amin' ny teny frantsay rehefa managasy, satria rehefa dinihina, toa ny teny anglisy aza no mora gasiana kokoa sy ahazoana teny hiray volo amin' ny teny malagasy. [Rabemolaly: Fary, page 36]

Updated on 2020/07/31