Entry gao > gaotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [1.1]
Explanations in English The gout [1.2]
Explanations in French Maladie de la goutte [1.3]
 Goutte [1.54]
Vocabulary 
Origin English: gout.

Entry gao > gaona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Dona, paika
Mitovy hevitra: gona ~ katroka ~ poka [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French Choc [1.3]
Derivatives 
 

Entry gao > gaona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Zatovo [1.78]
 Ankizilahy [1.1]
Explanations in English A person who lives only in the woods [1.2]
  [Provincial] A boy or a lad [1.2]
Examples 
1Betsaka izahay gao-madinika no tonga nijery teo. [2.472]
2Nianjera ilay gaona nitaingina ary torana teo. [2.472]
Morphology 
Simple : gaona, gaoko, gaonao, gaony, gaontsika, gaonay, gaonareo, gaon', gaon-, gaom-, gao-
Compound words 

Anagrams