Entry | ganagana entina amin' ny tendany | |
Elementary words | ganagana ; entina ; tenda | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy [1.1] | |
Updated on 2023/01/01 |