Entry | 1 gadanà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy |
Explanations in French |
4 [1.3] Cadenas |
Other spellings | 5 kadana |
Anagrams | 6 adanga, gadanà |
Updated on 2020/07/31 |