Entry | 1 gaboraraka |
Elementary words | 2 gaboka, raraka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra na asa vita tsisy fitandremana, tsisy kitotony |
Explanations in English |
5 [1.2][gabo-raraka] Words spoken in a hurried manner. |
Explanations in French |
6 [1.3] fait sans soin, au hasard, (paroles) irréfléchies |
Examples |
7 Porofo mivaingana indrindra amin' izany ny gaboraraka manjaka hatraiza hatraiza. [4.27#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/07/26 |