|
|
|
|

Entry1  frantsay
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay
4  Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay [1.1]
Explanations in English  5  a Frenchman
6  French [1.7]
Explanations in French  7  français [1.8]
Compound words 
Titles 

Updated on 2023/07/29