Entry foty
Part of speech adjective
English definition a provincial word for fotsy [Mal. putih.] [Richardson 1885]

Entry foty
Part of speech noun
Malagasy definition [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: football.
Synonyms fotibaolina

Updated on 2012/03/03