Entry | 1 fotsy rora |
Elementary words | 2 fotsy, rora |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo! |
Explanations in English |
5 [1.2] used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded. 6 [1.7] who speaks but is not listened to |
Explanations in French |
7 [1.8] dont les ordres sont négligés |
Anagrams | 8 fisarotro, fotsy rora |
Updated on 2023/05/21 |