Entry fotroaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 

Entry fotroaka
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31