Entry fototeny
Elementary words fototra ; teny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka" [1.1]
Explanations in English (foto-teny) root of a word, etymology. [1.2]
 (foto-teny) the theme or root of a word [1.7]
Explanations in French La racine d'un mot [1.8]
 Radical [1.13]
Examples 
1alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. [2.245]
2Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [2.606]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Rafitry ny fototeny

Updated on 2023/09/10