Entry | 1 fotetaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin' ny tena Zavatra mitsiranorano raraka amin' ny taratasy na amin' ny tany ka mandoto Fahapotrahana ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |