Entry fotetaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin' ny tena
Zavatra mitsiranorano raraka amin' ny taratasy na amin' ny tany ka mandoto
Fahapotrahana ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31