|
|
|
|

Entry1  fotabe
Elementary words  2 fotatra, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro. [1.10]
6 karazan-kazo [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in French  7 (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava, Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  8  Botany: tree
Analogs  9  atafana
Scientific name 
Illustrations 
11  12  13 
14  15 

Anagrams  16 Betafo, fotabe, 17 tafo be

Updated on 2025/12/08