Entry foserina (fositra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka
Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo
Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita [1.1]
Explanations in English To be rubbed to produce fire. [1.2]
Morphology 
Present : foserina, foseriko, foserinao, foseriny, foserintsika, foserinay, foserinareo, foserin', foserin-, foserim-, foseri-
Past : nofoserina, nofoseriko, nofoserinao, nofoseriny, nofoserintsika, nofoserinay, nofoserinareo, nofoserin', nofoserin-, nofoserim-, nofoseri-
Future : hofoserina, hofoseriko, hofoserinao, hofoseriny, hofoserintsika, hofoserinay, hofoserinareo, hofoserin', hofoserin-, hofoserim-, hofoseri-
Imperative : fosero

Anagrams 

Updated on 2023/01/20