Entry | 1 foronina (forona) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao? 4 Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? [1.1] |
Explanations in English |
5 to be formed, to be fashioned, to be created. [1.2] 6 to be created to be formed or fashioned [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |