Entry fonganana (fongana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ravana tanteraka tsy misy avala miangana; lanina; taperina [1.1]
Explanations in English To be spent, to be consumed. [1.2]
Morphology 
Present : fonganana, fonganako, fongananao, fonganany, fonganantsika, fongananay, fongananareo, fonganan', fonganan-, fonganam-, fongana-
Past : nofonganana, nofonganako, nofongananao, nofonganany, nofonganantsika, nofongananay, nofongananareo, nofonganan', nofonganan-, nofonganam-, nofongana-
Future : hofonganana, hofonganako, hofongananao, hofonganany, hofonganantsika, hofongananay, hofongananareo, hofonganan', hofonganan-, hofonganam-, hofongana-
Imperative : fongano, fongany
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20