Entry folo-tao-maty
Elementary words folo ; taona ; maty
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1]
 Ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/13