Entry fokatra
Part of speech noun
Malagasy definition Fampisehoana ny tapotsi-maso amin' ny olona tiana hoharabina
¶ Fampisehoana ankarihary ny tao anaty tany, ny lasa
Mitovy hevitra: fongatra [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/12/06