Entry fofosarita
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro [1.1]
Explanations in English A term of malediction [1.2]
Explanations in French Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! [1.3]

Updated on 2022/05/02