Entry foaraka
Part of speech noun
Malagasy definition Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty [Rajemisa 1985]
English definition the beef used in the ceremony of the afana. [Richardson 1885]

Entry foaraka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo [Rakotosaona 1972]

2010/05/06