Entry | 1 foanana |
Root | 2 foana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io |
Explanations in English |
5 [1.7] to be abolished, to be brought to naught |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle |
Examples |
7 Valin' ny natao tsy azo foanana. [2.296#] 8 Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 anafano, anafoan, anafona, anofana, foanana, nanafoa, naofana |
Updated on 2023/04/14 |