Entry fizozozozoana (zozozozo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoahana feo ohatra ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo na amin' ny elanelan' ny hiriky ny varavarana [1.1]
Explanations in French Le bourdonnement, le bruissement, le sifflement, le lieu, la cause [1.3]

Updated on 2023/02/24