Entry fizozozozo (zozozozo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo [1.1]
Explanations in French Manière de bourdonner, de bruire, de siffler [1.3]
Examples Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy. [2.996]

Updated on 2023/02/25