Entry fizika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy [1.1]
Explanations in French Physique [1.13]
Compound words 

Updated on 2020/07/31