Entry | fizenjenana (zenjena) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy [1.1] | |
Synonyms | fanjenjenana | |
Updated on 2023/01/05 |