Entry fizahozahoana (izahozaho (izaho))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina [1.1]
Explanations in French L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief. [1.3]
 Action de se mettre en avant, prétentio [...] [full text in 1.5]
Examples 
1hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895]
2Fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany. [2.503]

Anagrams 

Updated on 2023/01/22