Entry fizahana (zaha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana mijery: Fizahana lanonana
Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny
Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona
Fanontaniana ny sikidy
Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona [1.1]
Explanations in French Ce qu'on peut regarder, manière de regarder [1.3]
 Exploration, consultation [1.13]
Examples 
1Dia ny fizahana ny lanjany sy ny famantarana ny feony, fandrao misy tsy mety. [2.366]
2Diso mety loatra, hoy izy, raha natao ny fizahana, io no tandroky ny tany sady ondam-panjakana; [2.1022]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11