Entry fivozezehana (vozezika (zezika))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan' ny boky eo ambony latabatra
Fahatongavana mirohotra maro be: Tsy hita holazaina ny fivozezehan' ny ankizy teo amin' ny nisy an' ireo olona niady [1.1]
Explanations in French L’entassement, l’action d’aller, d’arriver en foule, le lieu [1.3]

Updated on 2023/01/24