Entry fivoriana (vory)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [1.1]
Explanations in English A meeting, a gathering; [1.7]
Explanations in French Réunion, assemblée [1.8]
Compound words 
Titles Ilay Fivoriana mahazendana (Rapatsalahy Paul)
Analogs  fivoriambe

Updated on 2023/01/20