Entry fivoravorana (voravora)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony
Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io [1.1]

Updated on 2023/01/05