Entry fivoizana (voy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana [1.1]

Updated on 2023/01/20