Entry |
fivoasana
(vofy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1]
|
Explanations in French | L'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3]
|
| Action d'éplucher, d'enlever l'écorce [1.196]
|
Synonyms | |
|
Entry |
fivoasana
(vofy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra [1.1]
|
Explanations in French | L'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3]
|
Examples |
1 | Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida!
[2.270]
|
2 | Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy.
[2.643]
|
|
Synonyms | |
|