Entry fivoahana (voaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahanakely isan-kariva
Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany: Misy fivoahana telo itỳ trano ity
Filazana am-pahibemaso: Tamin' ny Alakamisy teo ny fivoahan' ny lalàna momba ny fampianarana
Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao [1.1]
Explanations in French Sortie, issue, échappement [1.13]
Examples 
1Tsy nisy "aiza sy aiza" fa tongotra an-katoka namonjy ny vavahady fivoahana. [2.4]
2Mbola mety ho vita amin' ity taona ity ny fivoahana amin' ny Tetezamita amin' ny alalan' ny fifidianana. [4.27]
Compound words 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11