|
|
|
|

Entry1  fividianana
Root  2  vidy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe
Explanations in English  5  [1.7] the act of buying
Explanations in French  6  [1.3#832] l'action d'acheter, le lieu, la cause, le prix
7  [1.8] action d'acheter, achat
Examples  8  na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana. [2.366#]
9  Nisy fividianana trosa natao, mbola nanaovana fividianana trosa fanindroany, ka nahatonga fananan-karena voarara. [4.27#]
Vocabulary  10  Economy: trade
Compound words 

Updated on 2023/08/17