Entry fivatsiana (vatsy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina
Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao [1.1]

Updated on 2023/01/05