Entry fivarotana (varotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
¶ Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa [Rajemisa 1985]
English translation the act of selling; a shop [Hallanger 1973]
French translation action de vendre, commerce; magasin de vente [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
fivarotana
fivarotako
fivarotanao
fivarotany
fivarotantsika
fivarotanay
fivarotanareo
fivarotan'
fivarotan-
fivarotam-
fivarota-
-pivarotana
-pivarotako
-pivarotanao
-pivarotany
-pivarotantsika
-pivarotanay
-pivarotanareo
-pivarotan'
-pivarotan-
-pivarotam-
-pivarota-
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31