Entry | fivarorahana (varoraka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiketrahana, fiborahana sy fivahana, figedragedrana: Nihomehezan' ny ankizy ny fivarorahan' ny pataloany Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |