Entry fivarorahana (varoraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiketrahana, fiborahana sy fivahana, figedragedrana: Nihomehezan' ny ankizy ny fivarorahan' ny pataloany
Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io [1.1]

Updated on 2023/01/05