Entry fivanikana (vanika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampisehoana ny nify, na ho fihomehezana tsotra na ho mari-pahatezerana
Tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05