Entry fivalozana (valo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana
Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1]
Explanations in English A change of sentiment; regret, repentance [1.7]
Explanations in French Repentir, pĂ©nitence [1.3, 1.8]
 Action de demander pardon [1.3]
Examples Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa. [2.857]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/27