Entry fivakavaka (vakavaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany [Rajemisa 1985]

2009/02/23