Entry fitsoriahana (tsoriaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha
Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto
Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano [1.1]
Synonyms fitsoriaka

Updated on 2023/01/05