Entry fitsofohana (tsofoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro
Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy
Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao [1.1]

Updated on 2023/01/20