Entry fitsobohana (tsoboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitana, firobohana: Raha ho erỳ an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto
Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa nisy matin' areti-mifindra tao [1.1]

Updated on 2023/01/05