Entry fitsitaitaihana (tsitaitaika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan' ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely
Fanenon-dakolosy maneno dia miato: Ny fitsitaitaikan' ny lakolosim-paty
Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihanaizao [1.1]
Synonyms fitsitaitaika

Updated on 2023/01/05