Entry fitsirendrena (tsirendrena)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona mirendrena, izany hoe mandeha atsy mandeha aroa mivembena toy ny olona ta hatory [1.1]

Updated on 2023/01/05