Entry fitsintsindrana (tsintsindrana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitsintsindrana, izany hoe mihoatra na manivaka amin' ny namany iray laharana aminy [1.1]

Updated on 2023/01/05