Entry fitsinjovana (tsinjo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo
Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa
Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [1.1]
Explanations in English The act of overlooking from afar
Care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des) [1.7]
Explanations in French L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins [1.3]
 Action de regarder au loin
Soins [1.8]
Examples 
1ny lalàna mifehy ny asa, ny zo sendikaly, ny zo hitokona ary ny fitsinjovana ara-tsosialy; [1.320]
2Misy kosa ny fantatra fa fitsinjovana ny filaminana amin' ny fiaraha-monina an-toby : tsy mahazo mikasika vehivavy. [2.472]
Compound words 

Updated on 2024/03/27