Entry | fitsinjovana (tsinjo) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [1.1] | ||
Explanations in English | The act of overlooking from afar Care, supervision [1.7] | ||
Explanations in French | Action de regarder au loin Soins [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/01/20 |