Entry fitsimpohafohazana (tsimpohafoha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitsangantsanganam-bolo; fifohazana na fisehoan-javatra indray: Mampanahy indray ity ny fitsimpohafohazan' ny nendra [1.1]

Updated on 2023/01/20